- Alakamisy 24 Janoary 2019
Politique.Andry Rajoelina Ho filoha saribakoly fotsiny ?
Tsy hiadian-kevitra intsony ny maha filoham-pirenena Malagasy an’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyTsy hiadian-kevitra intsony ny maha filoham-pirenena Malagasy an’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyMisaotra sy midera an’Andriamanitra lalandava isika satria izy no mandahatra ny zavatra rehetra. Amin’ny anaran’ny tenako manokana sy ny fianakaviako, amin’ny anaran’ny TIM K25
Hamaky ny tohinyVita iny ny fifidianana filohan`ny Repoblika. Efa voatendry io koa ny praiminisitra vaovao ka tsy tokony hipetrapetraka intsony ny eo anivon`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).
Hamaky ny tohinyMitohy ny fampisavorovoroana ny saim-bahoaka ataon’ireo vahiny fahavalom-pirenena, ary manaraka ambokony izany ireo teratany mpitsivalam-pandry amin’ny fiandrianam-pirenena raha mbola hanao ny fanaon`ny mpitondra teo aloha rehetra ny fitondrana vaovao misy.
Hamaky ny tohinyMalalaka amin’ny fanatanterahana ny veliranony i Andry Rajoelina amin’izao. Maro ny zavatra nampanantenainy ny olona na am-bava na an-tsoratra.
Hamaky ny tohinyMisy siosion-dresaka heno amin’izao fotoana izao fa kotrehina mafy hoesorina amin’ny toerany ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ka hosoloina Prezidan’ny Delegasionina manokana na PDS.
Hamaky ny tohiny