• Sabotsy 26 Janoary 2019
Politique.Lalatiana Rakotondrazafy Hanaja ny fahalalahana maneho hevitra ve ?

Voatendry ho minisitry ny serasera sy ny kolontsaina, Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy. Mampatsiahy ny zava-nitranga telo taona lasa izay, ny fandaniana teny anivon`ny Antenimieram-pirenena ny fehezan-dalàna hifehezana ny serasera (code de la communication).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Politique.Marc Ravalomanana “Hiasa sy hanasoa ny Malagasy isika”

Fotoan-dehibe ho an’i Marc Ravalomanana mianakavy sy ny TIM.K25 ny omaly 25 janoary teny amin’ny Magro Tanjombato nentina nitondrana am-bavaka sy nifampiaharahabana noho ny taona vaovao 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Politique.Governemanta Ntsay “Toa manambany anay vehivavy”, hoy i Eliana Bezaza

“Diso fanantenana tanteraka amin`ny firafitry ny governemanta vaovao aho satria tsy voahaja ny fifandanjan’ny isan`ny lahy sy ny vavy”, hoy i Eliana Bezaza, sekretera nasionalin`ny antoko PSD.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Janoary 2019
Politique.Roland Ravatomanga « Mandainga amin’ny vahoaka ny mpitondra »

Maro ny kiana mahazo ny governemanta vaovao manoloana ny firafitriny. Raha ny hevitr’i Roland Ravatomanga minisitry ny rano sy ny fidiovana ary ny fahadiovana teo aloha dia nandiso fanantenana ny tsy nanatanterahana ny isan`ireo minisitra ho 50% lahy sy 50% vavy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2019
Politique.Governemanta vaovao Nahazo seza ireo akama

Nivoaka omaly ny didim-panjakana n° 2019 – 023 nanendren’ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ireo mpikambana vaovao ao amin’ny governemanta tarihan’ny praiminisitra Christian Ntsay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Janoary 2019
Politique.Fanovana ifotony ny lalàmpanorenana Tsy azo ihodivirana, hoy i Arlette Ramaroson

Tsy zakan’ny fanitsiana (revision) fotsiny intsony, hoy ny mpitsara iraisampirenena, Arlette Ramaroson, ny lalàmpanorenana vaovao eto Madagasikara raha toa ka irosoana ireny vina nolazain’ny filoham-pirenena vaovao ireny.

Hamaky ny tohiny
FTT