Politique

Rantsan’ny CENI ao Ambatondrazaka Tafatsangana ny tranobe mitentina 200 tapitrisa


  • Alatsinainy 04 Febroary 2019

Trano lehibe ahitana efitra enina mintena 200 tapitrisa ariary no fotodrafitrasa voalohany vitan’ny CENI tao anatin'izay taona nijoroany izay. Ahitana efitrano fiasana ny CED sy ny CER ary ny CIR izy io.

 

 

 

 Ny sabotsy 02 febroary teo no nanokanana izany tamin'ny fomba ofisialy tany Ambatondrazaka. Tonga tany an-toerana ny mpikambana maro eo anivon'ny CENI izay notarihan'ny filohany Atoa Rakotomanana Yves Herinirina. Nandritra ny fandraisam-pitenenana natao ny filoha ny CENI no nanaovany antso ny mponina Alaotra mba ho fitaratra amin'ny faharisihana amin'ny fanoratana ny anarana ao amin'ny lisi-pifidianana.

 

Niry A

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT