• Talata 26 Febroary 2019
Politique.Andry Rajoelina Be afera mampiahiahy sahady…

Miezaka mikosoka ny tantaran’ny tetezamita i Andry Rajoelina. Manadio tena sy mametraka ny tenany sy ny mpitondra ho maodely amin’ny ady amin’ny kolikoly, fitantanana mangarahara ny volam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Politique.Ben’ny tanànan’Antsirabe Naato tamin’ny asany ihany koa

Taorian’i Toamasina I dia niakatra ihany koa ny maripanan’ny mpanolotsain’ny tanànan’Antsirabe I sady taitra tamin’ny torimasony koa angamba, manoloana ny fitokonan’ny mpiasa efa ho herinandro izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Politique.Zanak’i Sazalahy Tsianihy -Regtim Sakaraha Dahalo 20 lahy namono sy nandroba azy mivady

Fantatra, araka ny tatitra nampitain’i Sazalahy Tsianihy filohan’ny Regtim any Atsimo Andrefana fa dahalo 20 lahy ireo nitifitra sy namono ary nandroba ny fananan’ny zanany lahy sy ny vadiny tany Sakaraha tamin’ny 25 novambra 2018.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Kandida depioten’ny TIM Tana V Ralambozafimbololona Fetra no lanin’ny “Base”

Hanomboka rahampitso talata 26 febroary hatramin’ny 12 martsa ny fandrotsahana ny antontan-taratasin’ireo ho kandida solombavambahoaka eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Hazakazaka ho eny Tsimbazaza Hanolotra kandidà tokana ny ARMADA

Rahampitso talata 26 febroary no hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny hazakazaka ho eny Tsimbazaza. Manomboka amin’ny 9 ora maraina ny fandraisana ireo antontan-taratasy sy anto-bola ho an’ireo hirotsaka solombavambahoaka eny anivon’ny CED manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Nicolas Randrianasolo « Halaviro ny fanenjehana ara-politika »

Nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra farany teo ny didim-panjakana lah. 2019-189 entina hamerana ny isan’ny solombavambahoaka ho 151 sy ny fari-pifidianana manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT