• Alarobia 27 Febroary 2019
Politique.Dinika momba ny fampihavanana anio Manasa ny mpitondra sy ny mpitandro ny filaminana ny CFM

Hotontosaina anio alarobia 27 febroary 2019 hariva etsy amin’ny Arrupe Faravohitra ny famelabelaran-kevitra arahana adihevitra momba ny fampihavanana izay karakarain’ny filankevitra momba izany na CFM.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Politique.Nicolas Randrianasolo « Halaviro ny fanenjehana ara-politika »

Nivoaka tamin’ny filankevitry ny minisitra farany teo ny didim-panjakana lah. 2019-189 entina hamerana ny isan’ny solombavambahoaka ho 151 sy ny fari-pifidianana manerana ny nosy. Rariny, hoy ny solombavambahoaka teo aloha,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Hifampitady ny TIM sy ny MAPAR

Miisa 151 ireo solombavambahoaka handrafitra ny antenimieram-pirenena. Miisa 2 avy ho an'ireo distrika enina eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Politique.Kandidà solombavambahoaka Maro ireo mbola nangataka fanazavana teny amin’ny OVEC

Tsy mbola mazoto angamba na manana paikady manokana ireo mpirotsaka hofidiana ho solombavambahoaka kanefa dia nisokatra omaly ny fotoana ahafahana mandray anjara amin`ny fifidianana ny 27 mey 2019 ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Politique.Me Hanitra Razafimanantsoa “ Efa niadianay ary mbola hiadianay ny kolikoly”

Tontosa soa aman-tsara tao amin’ny Salle d’oeuvre EKAR Soanierana ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao nataon’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), ao amin’ny faha-4.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Febroary 2019
Politique.Lohandohan’ny mpisorona HVM Maro no hahita raharaha

Mbola Rajaonah, Claudine Razaimamonjy, Hugue Ratsiferana, Anthelme Ramparany, Henri Rabary Njaka, Harry Laurent Rahajason na Rolly Mercia, Jaobarison Randrianarivony,

Hamaky ny tohiny
FTT