• Sabotsy 02 Martsa 2019
Politique.Rajoelina sy ny ekipany Mifanilika sy miady an-trano…

Nailik’i Andry Rajoelina na lasa anjorom-bala ny ekipa sasany tena nanohana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Politique.Ady amin`ny tsimatimanota Ampy izay ny fialokalofana amin`ny fanaovana politika

Mila miala amin`ny kolontsain`ny tsimatimanota isika eto Madagasikara raha tiana handroso. Amin`ny ankapobeany, tafapetraka ao anatin`ny fomba amam-panao izay mahazo fahefana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Politique.Raharaha Andramena Maro amin’ny mpanohana an-dRajoelina no voakasika

Araka ny fanadihadiana natao sy ny vaovao samihafa hatramin’ny tetezamita dia maro amin’ireo mpanohana ny filoha Andry Rajoelina no voakasika amin’ny resaka raharaha andramena na boaderozy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Politique.Fitantanana raharaham-panjakana Takona ireo teknisianina Malagasy

Ao anatin’ny fandaminana ny fitondram-panjakana ankehitriny ary manomboka efa mipetraka avokoa ny ekipa hanatanteraka ny programan’ny filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Febroary 2019
Politique.Raharaham-pifidianana Solombavambahoaka Hisandrahaka manerana ny nosy ny Vondrona politika VTT

Noho ny hiatrehana ny fifidianana Solombavambahoakan’i Madagasikara ho tontosaina ny faha-27 mey 2019 dia fantatra fa tafatsangana ankehitriny ny Vondrona politika VTT « Vondron’ny Tia Tanindrazana »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Febroary 2019
Politique.Lonilony politika Sakana amin’ny fampandrosoana ny firenena

Voafatotry ny fisamatsamahana ara-politika tanteraka ny firenena amin’izao fotoana izao ka manomboka miseho tsikelikely ny fiantraikany ratsy.

Hamaky ny tohiny
FTT