• Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Ho politikan’ny fananganana sekta ?

Ora sisa isaina dia hanomboka ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo ho kandida depiote hiady ny toerana etsy amin’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Elikoptera nampiasain-dRajoelina Naverina fa tsy voaloa vola intsony ?

Re ankehitriny, fa naverina any Afrika Atsimo tamin'iny faran’ny herinandro iny ilay angidimby raitra ZS RZA de A BELL430 iray tamin’ireo maromaro mpitondra ny filoha ankehitriny Andry Rajoelina tamin’ny fampielezan-kevitry ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Febroary 2019
Politique.Vahoaka Malagasy Beazina hiankin-doha lava fa tsy hamokatra

Tsy maintsy mitondra vahaolana ho an’ ny fiainam-bahoaka ny fitondram-panjakana ao anatin’ ity telo volana voalohany ity raha tiany ho tafavoaka anatin’ izao fahantrana lalina izao ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Politique.Politikan’ny fitsitsian’ny fanjakana Mifanipaka ny zavatra lazaina sy ny atao

Ambara fa miditra amin’ny fitsitsiana ny fanjakana, ka nahena ho 22 isa ireo mpikamban’ny governemanta, raha 28 teo aloha. Seho ivelany anefa no betsaka ao anatin’io raha tarafina amin’ny tena zava-misy marina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Politique.1157 miliara ariary nanjavona Hohenjehina ny olon-dRajaonarimampianina…

Mametraka ny politika tsy misy fandeferana na “zero tolerance” eo anatrehan’ny fahatrarana trangana kolikoly, indrindra ny fitantanana ny raharaham-panjakana ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Febroary 2019
Politique.Ben’ny tanànan’i Toamasina Naongan’ny Mpanolotsaina monisipaly

Mifanenjana indray ny ben’ny tanànan’i Toamasina voalohany sy ny mpanolotsaina monisipaly ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT