Politique

Fifidianana solombavambahoaka Hifaninana ihany koa ny IFI


  • Alarobia 06 Martsa 2019

Vovonana vao nijoro tamin’ny volana septambra taona 2018 lasa teo ny IFI tarihin- dRamanambintana Richard. Miisa 14 ireo fikambanana nivondrona tao anatiny teny am-piandohana ary efa mahatratra 500.000 ny mpikambana rehetra ankehitriny.

 

 

 

 Nisy ny fanambarana nataon’izy ireo omaly manoloana ny fifidianana solombavambahoaka hotanterahina ny 27 mey ho avy izao sy ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny. Nambaran-dRamanambintana Richard  fa ny filoha ankehitriny ihany no manendry ireo mpikambana vonona ny hilatsaka hofidiana ho solombavambahoaka ao anatin’ny IFI. Ankoatra izay dia handray anjara amin’ireo karazana hetsika entina hampandrosoana ny firenena izy ireo ka anisan’ny akaiky indrindra amin’izany ny fambolen-kazo  izay hitondran’izy ireo ny anjara birikiny amin’ny fiarovana ny tontolo iainana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT