Politique

Distrika an’Ambohidratrimo Tanora no maro hifaninana ho depiote


  • Talata 12 Martsa 2019

Miisa 6 sahady ny nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana depiote ny omaly fotsiny araka ny tatitry ny filohan’ny OVEC eny amin’ny distrikan’Ambohidratrimo, Rasolofoarisoa Marcellin. 4 tamin’izany dia tsy miankina avokoa ary saika ny tanora no maro.

 

Johny Rakotoarisoa

“mila tanora ny firenena mba hitondra rivo-baovao. Ilaina ny fanovana ireo lalàna efa lany andro eny amin’ny antenimieram-pirenena ary tsy mety ny manao kolikoly. Tsy maintsy jerena haingana ny fahasahiranan’ny vahoaka indrindra indrindra ny aty ambanivohitra “

 

Ninà Ranaivoarisoa

“ Vehivavy mandray andraikitra no fototry ny fampandrosoana. Tsy hanaraka ny fanaon’ny depiote teo aloha izay nanao kolikoly ny tenako. Aleo hiasa amin’ny tena izy amin’izay ny depiote fa tsy hivadibadika palitao. Ny fahamarinana, ny fiasana ho an’ny vahoaka ary hiady ho an’ny sahirana no foto-kevitra ijoroako .

 

Tsirinasolo

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT