• Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Fanaraha-maso ny fifidianana Soso-kevitra 10 no nivoaka tetsy Ambatonakanga

Nanatanteraka atrikasa fiofanana ny Ivotoerana SAFIDY ho fanamafisana ny Ivotoerana miaraka amin’ny fandrafetana ny paikadin- tserasera sy ny adisisika hanatanterahana ireo soso-kevitra nivoaka tamin’ny tatitra farany nataony nandritra ny fifidianana filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Kandida TIM K 25 any Mananjary Gégé Bosco no lohalisitra

Voapetraka tamin’ny alatsinainy faha-11 martsa 2019 teo tao amin’ny Ovec any amin’ny distrikan’i Mananjary ny antontan-taratasy filatsahan-ko fiadiana ho solombavambahoaka amin’ny 27 mey 2019 ho avy izao ho an’ny kandida Tim K 25 any amin’ity distrika ity ka fantatra fa ny mpikambana TIM Andriamanampisoa Gégé Bernard “Gégé Bosco” no lohalisitra ao anatin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Politique.Madagasikara Navarin-dRajoelina any an-kady

Mitombina foana ny hoe very 10 taona i Madagasikara noho ny fanonganam-panjakana na inona na inona holazain’ny mpitondra ankehitriny. Efa nanana ny MAP isika, izay programam-pampandrosoana nipetrapetraka sy sahaza ny Malagasy, ary nisy famatsiam-bola fa tsy tahaka ny IEM hitadiavam-bola atsy sy aroa io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Politique.TIM-K25 Moramanga Vonon-kandresy i Dr Andry sy Harifenitra

Tafapetraka ny talata maraina tao amin'ny OVEC Moramanga ny Filatsahan-kofidiana ho Solombavambahoaka ho an’ny kandidan’ny TIM-K25 ao Moramanga. Tonga nanotrona an'i Dr Andry sy Atoa Harifenitra (Ben'ny Tanànan'i Mangarivotra-Beparasy) mitarika ny lisitra tamin'izany ireo solontenan'ny Tanora, KMMR, Mpitarika ny TIM, solontenan'ny olon-tsotra,...

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Politique.Fifidianana Solombavambahoaka Fihodinana fahatelo ho an-dRajoelina sy Ravalomanana

Manimba tsimoramora ny tontolo politika ny hala-bato sy ny hosoka samihafa tamin’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo. Mitondra fahakiviana sy tsy fandraisan’andraikitra ho an’ny olom-pirenena, hany ka toa lasa kamo na ny mpifidy na ny kandida io.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Martsa 2019
Politique.Fiarahana anaty vovonana politika Tena mbola tsy zakan’ny Malagasy

Fomba fiady hamondronan-kery hahafaha-mibata fandresena amina hetsika iray atao ny fananganana vovonana na « Palateforme ».

Hamaky ny tohiny
FTT