Politique

TIM-K25 Moramanga Vonon-kandresy i Dr Andry sy Harifenitra


  • Alakamisy 14 Martsa 2019

Tafapetraka ny talata maraina tao amin'ny OVEC Moramanga ny Filatsahan-kofidiana ho Solombavambahoaka ho an’ny kandidan’ny TIM-K25 ao Moramanga. Tonga nanotrona an'i Dr Andry sy Atoa Harifenitra (Ben'ny Tanànan'i Mangarivotra-Beparasy) mitarika ny lisitra tamin'izany ireo solontenan'ny Tanora, KMMR, Mpitarika ny TIM, solontenan'ny olon-tsotra,...

 

 

 

 Nandritra ny valan-dresaka nataon'i Dr Andriamalala Herimanana Randriamamonjisoa sy Atoa Ramanantsoa Harifenitra, tamin'ireo Mpanao Gazety no nilazany fa : « Vonona izy ireo ny ho tena Mpitondra Tenin'ny vahoaka. Hanova ny tantara Politikam-pitondrana ao Moramanga; ka tsy ho atao Politika Politisiana intsony, fa tena politika mijery ny sosialy iainan'ny vahoaka... Ireo tao amin'ny OVEC, kosa toy ny fanaony sy mahazatra dia nisaotra azy ireto tonga nampiseho fitiavan-tanindrazana amin'ny alalan'izao firotsahana ho tompon'andraikitra eto amin'ny Firenena izao, ary dia nirary soa ho tafita amin'ny fifaninanana masina.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT