- Talata 19 Martsa 2019
Politique.Fiainam-pirenena sy politika Manana ny ambarany hatrany ny iraisam-pirenena
Tena manana izany atao hoe fiandrianam-pirenena izany marina ve i Madagasikara? Efa ho 59 taona no nahazoana fahaleovantena kanefa mbola maro amin’ny Malagasy no mihevitra sy mino tanteraka fa tsy mbola mahaleo tena izany fa i Frantsa sy ny fianakaviambe iraisam-pirenena no tompon’ireo fanapahan-kevitra lehibe raisina eto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohiny