• Alatsinainy 18 Martsa 2019
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Miala any indray ny ketrika hala-bato bevata…

Izahay dia efa maheno siosio, fa tena halatra mioampampana indray no kotrehina amin’ity fifidianana solombavambahoaka ity, indrindra ety amin’ny boriborintany faha-2 ataon’ny andaniny, izay tsy tononiko anarana, hoy ny kandida avy amin’ny antoko Tiako I Madagasikara Randrianarisoa Stanislas na “Rastany”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Mahazaka Rabenandrasana « Tsy ho depiote voavidim-bola aho »

Tanora vao erotrerony i Mahazaka Rabenandrasana, izay kandida solombavambahoaka mirotsaka amin’ny anaran’ny tenany manokana eny amin’ny Boriborintany I eto Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Andry Rajoelina Tsy dia mazoto miasa eny Iavoloha

Fa maninona tokoa ary ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Nirina Rajoelina, no tsy dia mazoto miasa eny Iavoloha fa ao Ambohitsirohitra matetika? Fanontaniana maha lasa saina ny mpanara-baovao io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Kandida tsy mahafeno dosie Efa taratry ny tsy fahamatorana sahady

Tapitra omaly tamin’ny 5 ora hariva ny famenoana ny antontan-taratasin’ireo kandida solombavambahoaka mety nisy tsy ampy na tsy feno dosie. Marihina fa nanomboka ny 26 febroary hatramin’ny 12 martsa teo ny fanaterana ny antontan-taratasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Minisitra roa kandida depiote Mitady tany malemy hanorenam-pangady

Minisitra am-perinasa miisa roa no efa fantatra fa kandida ho solombavambahoaka, dia ny minisitry ny mponina Naharimamy Irmah milatsaka any Toamasina I sy ny minisitry ny fanabezam-pirenena Volahaingo Marie Therèse any Bealalana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Martsa 2019
Politique.Fanendrena governoran’ny faritra Misy zavatra mampiahiahy

Nangingina tato ho ato ny resaka fanendrena governora izay efa ambetin-kabarin’ny filoham-pirenena ankehitriny, Andry Rajoelina, teo aloha teo.

Hamaky ny tohiny
FTT