Politique

Kandida ho depiote TIM K 25 any Toliara Nanambara ampahibemaso teto Antananarivo fa tena kandida izy


  • Alakamisy 11 Aprily 2019

Manoloana ny tsaho aely any Toliara II misy azy fa hoe tsy kandida amin’ny fifidianana ho solombavambahoaka amin’ity taona ity ny mpanakanto Mamada “Maherihita Sambatra” dia nanambara ampahibemaso tamin’ny famoriana mpanao gazety tetsy 67 ha teto

 

 

 Antananarivo omaly alarobia 10  aprily 2019 ny tenany sy ireo mpiray lisitra aminy fa izy ireo tokoa no kandidan’ny TIM K 25 ao amin’ny distrikan’i Toliara II nankatoavin’ny filoha mpanorina ny antoko TIM, Marc Ravalomanana. Noho ny maha ambanivohitra be any amin’ny toerana nirotsahanay, hoy izy, no antony nanaovanay ny fanambarana eto Antananarivo mba ho ren’ny besinimaro.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotàm-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT