- Alarobia 10 Aprily 2019
Politique.Teknisianina, mpandraharaha avy any Betroka Hanova ny tantaran’ny distrika niaviany
Tena ratsy laza ny distrikan’i Betroka hatramin’izay. Dahalo foana no ao an-tsain’ny rehetra, hoy i Paolo Raholinarivo raha vao mahare ny anaran’ity distrika iray ity,
Hamaky ny tohiny
