- Talata 14 Mey 2019
Politique.RMTF sy ny namany « Tsy avotra i Madagasikara »
Feno 47 taona omaly ny nahatsiarovana ny tolon’ny 13 mey 1972. Toy ny isan-taona dia nisy ny fanateram-boninkazo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey Analakely.
Hamaky ny tohinyFeno 47 taona omaly ny nahatsiarovana ny tolon’ny 13 mey 1972. Toy ny isan-taona dia nisy ny fanateram-boninkazo tetsy amin’ny kianjan’ny 13 mey Analakely.
Hamaky ny tohinyEfa eny am-pelatanan’ny Fitsarana miady amin’ny kolikoly na ny PAC (Pôles Anti-Corruption) etsy 67 Ha amin’izao ny dosie mahakasika ny kolikoly niseho teny amin’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza ny fiandohan’ny taona 2018,
Hamaky ny tohinyAdihevitra mipetraka eo amin’ny tontolo politika amin’izao fotoana izao ny fikasana handrava ny Antenimierandoholona sy ny fanovana ireo lehiben’ny faritra ho governora.
Hamaky ny tohinyMitsingerina indray ity ny 13 mey. Nitsahatra talohan'izany i Manandafy Rakotonirina na "i Tranainy", hoy ireo mpitolona tamin'ny 1972.
Hamaky ny tohinyNofaranana omaly alahady 12 mey ilay « Tournoi Amboma Misoma » Inter-fokontany izay karakarain'ny Kandida depioten’ny TIM-K25 N°1 Todisoa Andriamampandry.
Hamaky ny tohinyAmbatolampy, Antsirabe, Ankazomiriotra, Miandrivazo, Malaimbandy no nandehanan’i Marc Ravalomanana omaly alakamisy 9 mey 2019, ka nanaovany fampielezan-kevitra niaraka tamin’ireo kandidan’ny TIMK25.
Hamaky ny tohiny