Politique

Komitin’ny Fampihavanana Malagasy “Aoka tsy hatao fitaovana politika ny fitsarana !”


  • Zoma 17 Mey 2019

Ny fanaovana fampihavanam-pirenena, hoy ny filohan’ny komitin’ny fampihavanana Malagasy, Maka Alphonse, dia tsy midika fa tsy tokony hisy ny tsimatimanota.

 

 

 Malaza tokoa amin’izao ny fifohazan’ny raharaha Paon d’or nilazana fa misy depiote teo aloha miisa 79 voarohirohy tamina kolikoly avo lenta. Mbola mandeha ny fikarohana. Ady amin’ny tsimatimanota sa valifaty politika ilay izy ? Samy manana ny fahitany azy. Na izany aza, tsara ny manamarika fa misy mpiaradia amin’ny filoham-pirenena ankehitriny tafiditra ao, hoy izy. Ny angatahana dia aoka tsy ho fitaovana politika ny fitsarana. Mikasika ny asan’ny CFM ankehitriny kosa dia nampahatsiahy izy fa manara-maso tanteraka ny fampiharan’ireo kandida ho depiote ny toky nomena izay nosoniavin’ny 67%-n’izy ireny ankehitriny ity rafitra ity ary samy hahazo ny fepetra mifanandrify an’izay mandika izany avokoa anefa na ireo kandida nanao sonia na tsia.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT