Politique

ONG SAFIDY Tena ambany ny taham-pandraisana anjara


  • Talata 28 Mey 2019

Amin’ny ankapobeny, ny fepetra sy ny fombafombam-pifidianana dia voahaja. Isan’ny toe-javatra nampalahelo anefa raha ny fahitan’i SAFIDY azy,

 

 

 

 

 ny fihenan’ny taham-pandraisan’anjara. 23.7% izany hatramin’ny 12 ora atoandro raha oharina tamin’ny fifidianana filoham-pirenena farany teo. 4.3% ny biraom-pifidianana nahitana fomba fifidianana tsy manara-dalàna. 97% ny biraom-pifidianana nampiasa ny bileta tokana voasonia araka ny voalazan’ny lalàna.  99.7% n’ny mpikambana eny amin’ny biraom-pifidianana dia manamarina hatrany ny taratasy fanamarinana ny maha-olom-pirenena. 0.67% n’ny mpanara-maso dia nahita mpifidy tsy nanao sonia ny lisi-pifidianana. 2.9% n’ny biraom-pifidianana dia nahitana savorovoro sy korontana. 98.5%n’ny biraom-pifidianana dia nahitana farafaharatsiny solotenan’ny kandida telo. 26.4%n’ny biraom-pifidianana dia nandalovan’ireo mpanara-maso nasionaly hafa ankoatran’ny SAFIDY.  Na izany aza, nisy ireo tranga tsy fanarahan-dalàna hita, indrindra tamin’ny fizotry ny fifidianana, mifandraika amin’ny tsy fahaiza-manaon’ny mpikambana eny anivon’ny biraom-pifidianana tamin’ny tsy fanajàna ny fepetra sy ny fombafomba arahina amin’ny fifidianana.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT