• Alarobia 29 Mey 2019
Politique.Rakotomalala Aimèe Martial “Hevitra sy ny safidy no miady fa Malagasy iray ihany”

“Mitony sy milamina ny olona ka hirariana mba hilamina hatramin`ny farany satria Malagasy daholo isika. Ny hevitra sy ny safidy no miady fa Malagasy iray ihany”, hoy ny kandidà Rakotomalala Martial Aimée ao amin`ny boriborintany I raha nanontaniana ny fizotry ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.RAJOELINA ANY FRANTSA

Nigadona any Frantsa omaly maraina ny delegasiona malagasy notarihan’ny Filoha Andry Rajoelina, namaly ny fanasana ara-pomba ofisialy nataon’ny Filoha frantsay Emmanuel Macron.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Mey 2019
Politique.James Ratsima « Ny CENI sy ny HCC no tompon’andraikitra amin’ny fihenan’ny isan’ny mpifidy »

Namaly bontana ny valin-tenin’ny tompon’andraikitry ny CENI mikasika ny antony nahavitsy ny salanisan’ireo mpifidy tonga nandatsa-bato tamin’ny alatsinainy teo Atoa James Ratsima, filohan’ny fikambanana Asandratro ny fireneko.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Politique.Fifidianana - Antananarivo Noporofoin’ny TIM fa mbola mafy izy

Noporofoin’ny Tiako I Madagasikara tamin’ny fifidianana solombavambahoaka omaly fa mbola tsy nisy nipika ny fitiavan’Antananarivo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Politique.Hosoka sy hala-bato Aoka isika ho mailo, hoy Ravalomanana

Tao amin’ny Lycée Faravohitra i Marc Ravalomanana omaly maraina no nandatsa-bato. Zava-dehibe eo amin’ny firenena ny manefa ny adidy amin’ny maha olom-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Mey 2019
Politique.Fifidianana tao Toamasina I Ahiana hampisavorovoro

Milaza ny hanao fanambarana iombonana ireo kandida 11 amin’ny 12 izay mirotsaka hofidiana ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
FTT