• Talata 11 Jona 2019
Politique.Hala-bato tany Betroka Tsy hanaiky ireo komity mpanohana ny kandida IRD

Hitory eny anivon`ny Fitsarana momba ny lalàmpanorenana momba ny hala-bato nitranga tany amin’ny distrikan`i Betroka ny komity mpanohana ny kandidà IRD any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.Voahangy Rajaonarimampianina Tsy sahin’ny fanjakana henjehina

Maro ireo olon’ny HVM nambara fa nanao afera maloto sy kolikoly. Ao ny nogadraina fa misy ireo milamina sy afa-bela.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.HCC Ambohidahy Tsy manaiky tsindry avy any ivelany

Hatramin`ny fanambarana ny vokatra ofisialy ny fifidianana solombavambahoaka, nanamafy ny filohan' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC), Jean Eric Rakotoarisoa fa tsy mandray kandidà, na solontenan`ireo mpilatsaka hofidiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.KMF-Cnoe Ilaina ny fanamafisana ny fitandroana ny filaminana

Taorian`ny fandoroana fokontany iray manontolo tany Ambohimiera sy Ifanadiana, ny asan-dahalo izay namoizana ain`olona tany Ambohimahasoa Isandra, tapa-bolana lasa izay, dia namoaka fanambarana ny fiarahamonim-pirenena KMF-CNOE

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Politique.Tabera Randriamanantsoa « Fotaka iny fifidianana iny »

Tsy mbola nahita fifidianana fotaka toy iny depiote iny aho, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanantsoa, raha nilaza ny heviny voalohany indray taorian’ny fitetezam-paritra nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Jona 2019
Politique.Fifanolanana momba ny fifidianana Fitoriana 41 no voarain`ny HCC

Nanomboka ny 28 mey ka hatramin`ny omaly, mahatratra 41 ireo fitoriana voarain’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ka saika avy amina faritra maro manerana ny nosy no nahazoana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT