• Alarobia 12 Jona 2019
Politique.Fitantanana ny firenena Tahaka ny mbola propagandy

Tena mafy i Andry Rajoelina amin’ny serasera sy ny famalifaliana vahoaka hanakonana ny tena olana misy sy ireo zavatra manaratsy endrika ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Politique.Amboletra ara-pifidianana Hitohy amin’ny fifidianana ben’ny tanàna…

Tahaka ny tamin’ny fifidianana filoha sy ny fifidianana depiote, , dia azo antoka fa hanao izay ho afany hatrany ny mpitondra sy ny kandidam-panjakana amin’io.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Jona 2019
Politique.Kandida Nicolas Randrianasolo Tsy mpangala-bato fa tian’ny olona, hoy ny terak’i Betroka

Manoloana ny fanaratsiana nataon’Atoa Paolo Raholinarivo mpanohana ny kandida ho solombavambahoaka IRD any Betroka, Raobelitsirofo Vojanahary, tao amin’ny haino aman-jery samihafa teto

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.Fiaraha-mitantana ny Nosy Eparsa Fa inona marina moa ilay fifanarahana ?

Araka ny fanambaran’ny firenena mikambana tamin’ny taona 1979, hoy ny mpahay lalàna iraisam-pirenena, Arlette Ramaroson, sady mpitarika ny fikambanana nosy Malagasy dia hoe an’ny Malagasy ireo nosy manodidina antsika na ireo nosy eparsa ireo ary izy ireo no efa niteny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.Firosoana amin’ny fampihavanana tena izy Tsy mbola voalamin’ny CFM…

Mipetraka amin’ny maha raiamandreny ny CFM, hoy ny filohany Maka Alphonse, raha nanontaniana mikasika ny fanantenana ny amin’ny ahatongavan’ny fampihavanana tena izy manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Jona 2019
Politique.Gérard Noel Ramamimampionona “Tanjona ny hisian’ny firindrana eo amin’ny fahefana”

“Tokony ho fantratry ny Malagasy fa rehefa fifidianana dia fananganana zavatra. Ny vahoaka no manome sy mampindrana ampaham-pahefana aman’olona”, hoy i Gérard Noel Ramamimampionona, filoha lefitry ny Komitin’ny Fampihavanana Malagasy (CFM).

Hamaky ny tohiny
FTT