- Alakamisy 13 Jona 2019
Politique.Fitrandrahana harena ankibon’ny tany Mikononkonon-javatra Rajoelina sy ny Frantsay ?
Eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) nanomboka ny 6 jona ny didy hitsivolana n°2019-009 manova ny andininy sasantsasany amin’ny lalàna n°99-012 tamin’ny 19 aogositra 1999 mahakasika ny harena ankibon’ny tany na ny « code minier ».
Hamaky ny tohiny
