• Alakamisy 06 Jona 2019
Politique.Mafampana ny ao Toamasina Miala any ny hetsi-panoherana ny voka-pifidianana…

Namaky bantsilana ireo tsy tomombana sy hala-bato nataon`ireo izay voalaza fa ho kandidàm-panjakana ny fivondronan`ireo kandidà ho depiote ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Politique.Antoko FMDD « Tsy matotra ny fitondrana »

Aza atao tandrevaka ny fitantanana ny firenena fa na resaka daty aza ity tsy misy fanapahan-kevitra hentitra, hoy ny filohan’ny antoko politika FMDD,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Jona 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana tsy tafapetraka Nitondra fanakianana goavana ny SeFaFi

Hatramin’ny nampiasana ny fitsinjaram-pahefana amin’ny endriny ankehitriny dia ny kaominina irery no hany tena vondrombahoakam-paritra mba tafapetraka, hoy ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fianam-pirenena (SeFaFi).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Politique.Savorovoron’ny fifidianana Mamono afo ny Praiminisitra

“Ao anatin`ny fiandrasana ny voka-pifidianana ny rehetra amin` izao ka ilaina ny fitoniana sy fanarahana lalàna hatrany ny fiandrasana izany ary ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana no tompon` ny teny farany mandamina izay voka-pifidianana raikitra izay”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Politique.Navony Pierre Lenoble, filohan’ny HCDDED “Tandindomin-doza ny Demokrasia eto Madagasikara”

Ambany be ny taham-pahavitrihan’ny fifidianana solombavambahoaka lasa teo ary taratra izany fa tsy tafita tany amin’ny vahoaka Malagasy ny hafatra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Jona 2019
Politique.Fikirakirana ny “PV” taratasy Ho vitan’ny CENI amin’ny 13 jona

Nifarana omaly ny fikirakirana fitanana an-tsoratra niainga avy amin` ny fitanana an-tsoratra an-tsary (PV scanné) avy amin` ny SRMV tsirairay avy.

Hamaky ny tohiny
FTT