Politique

Fifanolanana momba ny fifidianana Fitoriana 41 no voarain`ny HCC


  • Zoma 07 Jona 2019

Nanomboka ny 28 mey ka hatramin`ny omaly, mahatratra 41 ireo fitoriana voarain’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) ka saika avy amina faritra maro manerana ny nosy no nahazoana izany.

 

Manodidina ny tsy fanarahan-dalàna mahakasika ny fampielezan-kevitra sy ny andron`ny fifidianana, ny fanodinkodinam-bato, ny fanambatambazana vola nandritra fifidianana ireo ankamaroan`ny fitoriana. Mitohy hatramin`ny 15 jona ny fandraisana ny fitoriana mahakasika ny fampielezan-kevitra sy ny andron`ny fifidianana. Hatramin`ny 17 jona kosa ireo mahakasika ny voka-pifidianana havoakan`ny CENI no horaisin`ny HCC. Tsy hampiova ny fanapahan-kevitra horaisin`ny HCC ny teritery na fanodinana saim-bahoaka ataon`ny kandidà sasany. Manamafy hatrany ny HCC fa miasa amin`ny tsy fiandaniana ary miasa amin`ny lalàna manan-kery atao hiaro sy hiambina ny lalàmpanorenana.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT