• Zoma 14 Jona 2019
Politique.CENI Fitoriana 71 no voaray hatreto

Ny sabotsy 15 jona izao no hamoaka voka-pifidianana feno vonjimaika ny CENI etsy amin`ny foibe Alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Politique.Fitsarana an’i Mahery Lanto Manandafy Amin’ny 20 jona no hivoaka ny didy

Taorian’ny fanadihadian’ny zandary, tonga eny amin’ny Fitsarana ny raharaha mahakasika ny ampamoaka nataon’i Mahery Lanto Manandafy tao amin’ny tambajotran-tserasera facebook ny 7 mey, izay mahakasika an’Atoa Holijaona Rabaonarijaona “Emergence Madagascar”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Politique.Hosoka tamin’ny fifidianana Kandida maro nitondra porofo sy nitory

Nanao rodobe nametraka fitoriana tapany voalohany teny amin'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana (HCC) teny Ambohidahy ireo kandida maro sy ny solontena na ny mpiara-dia aminy omaly maraina manoloana ny lesoka sy hosoka na tsy fanarahan-dalàna tsapa sy hitan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana tena izy “Kobaka am-bava fotsiny”

“Na inona na inona no ataon`ny minisitra na ataon`ny fanjakana dia mikombona fotsiny ireo depiote lany miaraka amin`ny fitondrana”, hoy Atoa Rodin Rakotomanjato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Politique.Ramboasalama Emilien “Tompondakan`ny tsy fanarahan-dalàna isika Malagasy”

Tokony hohamafisana ny fanabeazana eo anivon`ny fiarahamonina momba ny fanajana fitsipika sy fahaiza-miaina, hoy Atoa Ramboasalama Emilien, kandida depioten’ny TIM teny amin’ny boriborintany fahefatra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Jona 2019
Politique.Fikambanana VOT “Tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena”

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny Vondron’olon-tsotra tarihin-dRtoa Sarah Zoe. Nambarany fa tsy misy zavatra mandeha intsony eto amin’ny firenena, indrindra taorian’ny fifidianana solombavambahoaka farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT