• Zoma 21 Jona 2019
Politique.Fanjakana Malagasy Hividy fitaovam-piadiana raitra…

Tonga nitsidika ny andiany faha-53 amin’ny hetsika iraisam-pirenen’ny fiaramanidina sy ny tontolony fanao any Bourget Paris na « Salon du Bourget 2019 »

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Politique.Distrikan’i Ihosy Velon-taraina amin’ny hala-bato i René Fulgence

Velon-taraina ny kandida ho depioten’i Ihosy, René Fulgence, manoloana ny hala-bato nitranga tao an-toerana na dia nametraka fitarainana tamin’ny HCC aza, raha ny nambarany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Politique.Fampidinana vidin-tsolika Esoin’ireo mpanao politika

Misaotra ny filoham-pirenena, hoy ny filohan’ny antoko politika Kintana, Tabera Randriamanantsoa, nandany 3 andro niady hevitra hampidina ny solika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2019
Politique.Fitondrana ankehitriny « Tsy tokony hiala bala intsony. »

Fanjakana IRD na Mapar no mitondra izao, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2019
Politique.Fampidinana ny vidin-tsolika Nivoaka sempotra ny fanjakana

Nivoaka ihany ny fehin-kevitra taorian’ny fifampidinihan’ny filoha Andry Rajoelina sy ny mpiara-miasa aminy ary ireo mpandraharaha ny solika.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Jona 2019
Politique.Ampamoaka nahakasika ny IEM Hogadraina i Mahery Lanto Manandafy ?

Anio amin’ny 8 ora maraina eny amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Anosy, efitrano fahatelo ny fitsarana ny raharaha nitorian-dRabaonarijaona Holijaona an’i Mahery Lanto Manandafy (MLM).

Hamaky ny tohiny
FTT