• Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Distrika Ambilobe Miaina anaty sakoroka

Saika raikitra ny rombo teo amin’ny mpomba ny kandida tany amin’ny distrika Ambilobe faritra DIANA. Efa mirehareha fatratra mantsy ilay kandida IRD Assimo Bruno fa izy no tsy maintsy mandresy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Vovonan’ny foko 22 eto Madagasikara Hatao amin’ny 22 septambra any Toamasina

Tsy manana fetim-pirenena izany ny Malagasy hatramin’ny andro ny 26 jona sy ny 14 oktobra fahiny dia nanamarihana seho nitranga fotsiny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2019
Politique.Vina IEM Lasa vono HVM

Toy ny manondraka rano an-damosin’ny gana daholo ankehitriny ireo vondrona sy antoko politika ary rafitra hafa miantso fifamelana amin’ny fitondrana ankehitriny ary tsy mahagaga raha miaiky

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2019
Politique.Fiainam-pirenena Mbola mitohy ny zarazarao hanjakana !

Ankatoka ny fankalazana ny faha-59 taona nahazoan’ny Malagasy ny fahaleovantena. Mino aho, hoy ny filoha lefitry ny komitin’ny fampihavanana Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2019
Politique.Andry Rajoelina Tsy afa-miala bala intsony

Nitombina tanteraka ny tenin-dRajoelina, roa andro monja taorian’ny latsa-bato natao ny 27 mey tany Frantsa, fa nahazo solombavambahoaka 80 ka hatramin’ny 90.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Jona 2019
Politique.Fandaniana volam-panjakana Mamahan-dalitra vahoaka ny mpitondra

Ny vavan’ny minisitry ny serasera sy ny kolontsaina Rtoa Lalatiana Rakotondrazafy no nilaza rehefa nandeha ny kiana tamin’ny fandaniam-bola be nataon’ny mpitondra tamin’ny dian’ny filoha tany Sénégal ny volana martsa,

Hamaky ny tohiny
FTT