Politique

Fitondrana ankehitriny « Tsy tokony hiala bala intsony. »


  • Alakamisy 20 Jona 2019

Fanjakana IRD na Mapar no mitondra izao, hoy ny mpahay lalàna Willy Razafinjatovo na Olala.

 

 

 

 84 eo no tokony ho depioteny, araka ny nambaran’ny CENI. Tsara ho an’ny mpitondra ankehitriny io amin’ny lafiny iray satria andeha ho azy fotsiny izay lalàna hotapahana eny amin’ny antenimieram-pirenena raha manaja ny fitsipiky ny antoko ireo olomboafidiny ireo. Tsy tokony hanana irika hialana bala intsony ny fitondrana hoe sakana avy amin’ny mpanohitra no tsy nahatanteraka ny politikany. Na izany aza anefa, hoy izy, dia tokony hisy ny mpanohitra ary avy aminy no akana ny filoha lefitry ny antenimieram-pirenena. Tokony hanatanteraka ny fandaharany an-tsakany sy an-davany amin’izay izany ity fitondrana ity, hoy izy, ary raha mahay mihaino ny mpanohitra izy dia tombony ho azy handany azy amin’ny taom-piasany manaraka izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT