• Alakamisy 20 Jona 2019
Politique.Fiandrianam-pirenena “Ny politika no manimba azy”, hoy i Maka Alphonse

“Hankalaza ny fiverenan`ny fahaleovantena isika, ny fiandrianam-pirenena, ny maha firenena ny firenena iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Nosy Eparsa Mitaky ny azy koa ny Kaomorianina sy Maorisianina

Teo ny fitakiana nataon’ny antoko politika frantsay RN, tarihin’ny filohany, Marine Le Pen, fa amin’izao fotoana koa dia fantatra, araka ny loharanom-baovao iray,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Fomba fiasan’ny CENI « Mbola azo hatsaraina. »

Niarahaba ny vahoaka malagasy sy ny vaomieram-pirenena misahana ny fifidianana na ny CENI ny avy eo anivon’ny antoko politika Antokom-bahoaka malagasy na ABA tamin’ny alalan’ny sekretera nasionaliny,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Kimaizimaizin’ny fitondrana Tonga ny fiara “4x4” an-jatony tsy fanta-pihaviana…

Niala tao Toamasina nihazo ny renivohitra ny alin’ny alahady 16 jona sy ny alatsinainy mangiran-dratsy teo ny fiara tsy mataho-dalana na 4x4 marika Nissan Navara miisa 117 ary misy fiara hafa manodidina ny 20 eo ho eo ihany koa, raha ny loharanom-baovao iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Depiote “tsy miankiana” Hiova fo sa mbola ho zakan’ny malety ?

Kandidà 46 tsy miankina na mahaleotena izany hoe tsy natolotra fikambanana na antoko politika no manana seza eo anivon`ny Antenimieram-pirenena araka ny vokatra vonjimaika avy amin`ny CENI.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Politique.Solontenan’ny mponin’Analalava Mitaky ny fangaraharan’ny valim-pifidianana

Misy ny taratasy misokatra nalefan’ireo solontenan’ny mponin’ny distrikan’Analalava ho an’ny filoham-pirenena manoloana ny hoso-pifidianana niseho tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT