• Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Tsy fisian’ny fitoniana ara-politika sy ara-tsosialy Sakana ho an’ny fandrosoan’i Afrika

Anisan`ny mbola mibahana betsaka mandritra ny fihaonana an-tampony ny Vondrona Afrikanina izay notanterahina tany Niamey Niger ny fitoniana ara-politika sy ara-tsosialy manerana ny kaontinanta afrikanina amin`ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Politique.Fifidianana kaominaly « Asakasak’izay hilatsaka »

Raha mba ohatry ny baolina kitra ny fandrosoan’ny firenentsika, hoy ny filohan’ny antoko politika Teza, Jean Louis Rakotoamboa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Politique.Fiara-mitantana ny nosy Eparsa Misy misitery

Efa nanambara ny avy eo anivon’ny firenena mikambana fa mila hajaina ny fiandrianan’ireo firenena voazanaka fahiny efa nomena fahaleovantena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Politique.Raharaham-pirenena Miharatsy ny fifandraisan-dRajoelina sy ny Polisy

Tambin-karama tamin’ny fitandroana filaminana na « indemnité de sécurisation » tamin'ny 26 jona teo 10 000Ar isan’olona ho an’ny polisy miisa 500 no tsy nomena, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Politique.Fitantanana ny firenena Tsy maintsy ovaina ny lalàmpanorenana ?

Hiroso amin’ny fivoriana manokana ireo solombavambahoaka vao voafidy ny talata 16 jolay izao. Ny IRD rahateo no mitarika ny fahazoana maro an’isa eny anivon`ity andrim-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jolay 2019
Politique.Adihevitra eo amin`ireo antoko politika Iza no ho lehiben`ny mpanohitra ?

Niteraka resabe tato ho ato ny amin`izay ho lehiben`ny mpanohitra taorian`ny fanambarana nataon`ny antoko Tiako I Madagasikara (TIM) ny herinandro lasa teo fa hijoro ho mpanohitra ny TIM.

Hamaky ny tohiny
FTT