Politique

Depiote vaovao « Tokony hitondra rivo-baovao. »


  • Alatsinainy 08 Jolay 2019

Miarahaba ny vahoakan’Ambohidratrimo aho ary isaorako daholo na ireo nifidy na tsy nifidy ahy, hoy ny depiote vaovao ao Ambohidratrimo, Jhonny Rakotoarisoa.

 

Tenin’olon-kendry ny fanambaran’ny filohan’ny HCC fa tokony hanetry tena ny depiote. Izahay depiote vaovao ireo tokoa no tokony hitondra rivo-baovao ao amin’ny antenimieram-pirenena mandritry ny 5 taona. Ny tsy fahitan’ny mpifidy ny fipakan’ny asan’ny depiote amin’ny asan’izy ireo amin’ny asany andavanandro, hoy izy, no antony namparisarisa ny mpifidy farany teo. Antenaiko amin’ity fa hampiseho fa misy ilana azy ny solombavambahoaka rehetra sy ny antenimieram-pirenena. Tsy ho depiote mpanangan-tanana fotsiny izahay fa nanana ilay tetikasany ny fitondrana ary rehefa hitanay fa mampandroso dia hotohananay ary raha tsy izay kosa dia tsy afaka ny hanohana izany izahay, hoy hatrany ny tenany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

  • TETIKASA
  • Talata 20 Oktobra 2026

"ÉLECTIONS-MAHASAKY"

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

Hijery ny tohiny
FTT