• Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Fiarahamonim-pirenena Mba misy mihaino ihany ve ?

Marobe ny fitakiana fahamarinana mikasika ny fifidianana teto Madagasikara efa nalefa teny anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana na HCC ary tsy vao izao fa saika isak’izay

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Fanoherana ny hosoka sy halabato Manomana fihaonambe ny “Collectifs des candidats”

Mitohy ny tolona hiadiana amin’ny halabato sy ny hosoka izay ataon’ireo “collectifs des candidats”. Taorian’ny fihaonambe teny amin’ny “Live Hôtel”,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Depiote vao voafidy Samy miketrika mafy…

Na dia ny talata 16 jolay izao ny fivoriana manokana ireo solombavambahoaka vao voafidy amin` ny handinihin` izy ireo ny ho mpikamban` ny birao maharitra ao amin` ny lapan` Tsimbazaza dia fantatra fa samy mikaondoha avokoa ireo depiote isanisany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Raharaham-panjakana Herinandro tsy misy filoha i Madagasikara

Any Egypte nanomboka tamin’ny lalao ampahavalon-dalan’ny CAN 2019 ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina ombam-bady aman-janaka. Mbola hijery ny lalao rahampitso alakamisy hariva hiaraka amin’ireo delegasionina andiany faharoa izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Mody adala, tsy taitra ny mpanao politika…

Afaka 10 andro dia hisokatra ny fandraisana ny antontan-taratasin’ireo hilatsaka hofidiana ben’ny tanàna sy mpanolontsain’ny tanàna, ka ny 03 aogositra no hiafarany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Kaominin’Ankaraobato Mbola kandida Ben’ny tanàna i Randriamiarisoa Gilbert

Mbola hilatsaka hofidiana ho Ben’ny tanànan’Ankaraobato Randriamiarisoa Gilbert amin’ny fifidianana hotanterahina ny volana oktobra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT