• Alakamisy 11 Jolay 2019
Politique.Distrikan’Ambositra « Maika ny volavolan-dalàna momba ny tantsaha »

Teo amin’ny andraikitry ny fahefana mpanatanteraka ny tenanay teo aloha, hoy ny depiote vaovao voafidy ao amin’ny distrikan’Ambositra, Marie Monique Rasoazananera, ary ankehitriny dia mandray ny toeran’ny fahefana mpanao lalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Politique.Siteny Randrianasoloniaiko “Tsy maintsy henoina ny hevitry ny hafa”

Na dia manana ny maro an’isa aza ny Ird eny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza dia nambaran’ny depiote Siteny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Politique.Antoko politika VAMI Tokony hosaziana ireo depiote nivadika

Tsy mbola nandray ny asany akory ireo solombavambahoaka tsy miankina voafidy tamin’ny anaran’ny tenany, dia efa nivadika sahady ary nanohana ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Mametraka fepetra hentitra ny TIM

Miantso ny mpikatroka manerana ny Nosy hiakatra eto Antananarivo ny antoko Tiako I Madagasikara na ny TIM ny 12-13 jolay izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Jolay 2019
Politique.Antoko mpanohitra mijoro ara-dalàna Arirariran’ny fanjakana

Eny amin’ny antenimieram-pirenena Lapan’ny demokrasia no tena hahafahana milaza ny tsy mety.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Jolay 2019
Politique.Fiainam-pirenena, fifidianana.. Hanao Kongresy lehibe ny TIM

Hanatanteraka Kongresy lehibe eny amin’ny Magro Tanjombato ny Antoko Tiako I Madagasikara (TIM) tarihin’i Marc Ravalomanana ny zoma 12 sy ny sabotsy 13 jolay izao.

Hamaky ny tohiny
FTT