- Zoma 12 Jolay 2019
Politique.Firosoana amin’ny fifidianana Hangotraka ny fifanoherana…
Mandeha sy misoko miadana eny ihany ny politika na somary takotakon’ny « CAN 2019 » aza. Hanatanteraka ny Kongresy nasionaliny eny amin’ny Magro Tanjombato ny Antoko Tiako I Madagasikara na ny TIM manomboka anio sy rahampitso.
Hamaky ny tohiny