Politique

Siteny Randrianasoloniaiko “Tsy maintsy henoina ny hevitry ny hafa”


  • Alakamisy 11 Jolay 2019

Na dia manana ny maro an’isa aza ny Ird eny amin’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza dia nambaran’ny depiote Siteny

 

Randrianasoloniaiko voafidy tamin’ny  Ird tao Toliara fa ilaina ny fihainoana ny hevitry ny hafa satria lalàna no iadian-kevitra ao. Ilaina ihany koa ny manaja ny hevitry ny sasany. Misy antoko maro anefa ao   toy ny Ird izay manana ny maro an’isa, ny tsy miankina tsotra ary ny tsy miankina izay nanohana fitondrana,  ary ny TIM. Tena hisy ny adihevitra ary eo ihany koa no tena hipetrahan’ny fitoniana sy hisian’ny demokrasia, satria samy voafidim-bahoaka avokoa ireo solombavambahoaka ireo. Ny talata 16 jolay ho avy izao no fivoriana voalohany ataon’ireto solombavambahoaka ireto hifidianana ny birao maharitra sy ny filohan’ny Antenimierampirenena  ary ireo depiote manana ny maro an’isa no hanendry izay ho filoha eo, hoy i Siteny.

 

Sitraka r.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT