- Zoma 09 Aogositra 2019
Politique.Biletà tokana Hatonta eto Madagasikara amin’izay ?
Mety hiakatra 60 miliara ariary ny fanotana ireo biletà tokana ampiasaina amin`ny fifidianana ben`ny tanàna. Biletà roa isaky ny mpifidy mantsy no ampiasaina raha oharina amin`ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavambahoaka.
Hamaky ny tohiny
