• Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana tena izy Mitaky fanovana lalàna sy fitsipika maromaro

Teboka roa no tsy maintsy hampiarahana amin`ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019
Politique.Depiote Vavatenina Safosafoina fotsiny ilay PGE

“ Ny fanamboarana hopitaly sy ny fanatsarana ny lemaka no nahakasika ny distrikan’i Vavatenina tamin’ny Politika Ankapoben’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Fifidianana ben’ny tanàna Raikitra ihany amin’ny 27 novambra

Hotontosaina ny 27 novambra izao ny fifidianana izay ho ben’ny tanàna sy ireo mpanolotsainan’ny tanàna manerana ny Nosy, araka ny tapaka tao anatin’ny filankevitry ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Tetibolan’ny fifidianana Vonona hampihatra ny politikam-pitsitsiana ny CENI

“Miankina amin’ny fanapahan-kevitra avy amin`ny governemanta ny fanapahana ny tetibola ilaina amin`ny fanatanterahana ny fifidianana ben` ny tanàna”, hoy ny filoha lefitry ny CENI, Thierry Rakotonarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Imbiki Herilaza “Tokony ho olom-boafidy no mitarika ny fanoherana”

Nitondra ny heviny mahakasika ny lalàna mifehy ny fanoherana ny mpahay lalàna, Imbiki Herilaza.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Voafidy ho filohan’ny Rodoben’ny mpanohitra

Nitsangana ny « Rodoben’ny Mpanohitra ho amin’ny Demokrasia eto Madagasikara » na ny RMDM, araka ny tapaka nandritra ny fivoriana lehibe teny Ivandry ny alarobia 14 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT