Politique

Fitsinjaram-pahefana tena izy Mitaky fanovana lalàna sy fitsipika maromaro


  • Alatsinainy 19 Aogositra 2019

Teboka roa no tsy maintsy hampiarahana amin`ny fanatanterahana ny fitsinjaram-pahefana.

 

 

 Rehefa misy ny fitsinjaram-pahefana (decentralisation) dia tsy maintsy misy ny fanaparihana (deconcentration). Ny “decentralisation” dia fampitana na fanomezana fahefana bebe kokoa na ara-bola io na ara-pitantanana eny amin`ny rafitra eny ifotony toy ny fokontany, kaominina, faritra…. Ny “deconcentration” dia ny fanapariahana na fanaparitahana ny fahefam-panjakana. Noho izany, tsy maintsy misy ny sampandraharaha misahana ny fanaparitahana eo anivon`ireo minisitera. Tao anatin`ny fandaharanasa ankapoben’ny fitondram-panjakana sy ny drafitra hanatanterahana azy (PGE-PMO) io fitsinjaram-pahefana tena izy io, saingy mba ahafahana hanatanteraka azy dia tsy maintsy apetraka ny rafitra fanaparitahana io izay toa tsy mbola voafaritra mazava anefa. Betsaka ny fanovana tsy maintsy entina amin`ny fampiharana ny fitsinjaram-pahefana toy ny lalàna maro isan-karazany. Eo ihany koa ny fanomezam-pahefana amin`ireny rafitra ireny.

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT