- Talata 20 Aogositra 2019
Politique.Fanendrena masoivoho Malagasy Mbola miandry ny fankatoavan’ireo firenena hampiantrano
Raha manao tohivakana ireo fahatongavan`ireo ambasadaoron`ny firenena vahiny hiasa eto Madagasikara dia mihazohazo hatramin`izao ny fanendrena ambasadaoro Malagasy any ivelany any.
Hamaky ny tohiny
