• Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Solombavambahoakan’i Madagasikara Andrasan’ny vahoaka hamaha ny olana eny ifotony

Betsaka ny hetahetan’ny vahoaka, maro ireo zavatra efa nandrasana hatramin’izay tsy vita eo no efa nampanantenain’ny olona teo aloha tsy vita…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Andry Rajoelina Gejain’ireo manodidina azy ?

Nidina ifotony tany amin’ny faritra Vakinankaratra omaly ny filoha Andry Rajoelina ka nampatsahy indray ilay Fandaharanasa Fihariana hanampiana ireo rehetra te hisehatra amin’ny famokarana sy ny fandraharahana ;

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Gidragidra politika Potehina tanteraka Antananarivo…

Mandeha ny serasera samihafa hoenti-manaratsy sy manamavo tanteraka an’i Marc Ravalomanana mivady eo amin’ny sehatra ny politika amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Fiainam-pirenena Mihantona tanteraka…

Mifampitaha tanteraka amin`izao fotoana izao ny resaka fifidianana ary mbola izany foana ny resaka mandeha eny amin`ny olo-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2019
Politique.Fanotofana ny lemak’Ambohitrimanjaka Aza potehina ny fiainam-bahoaka, hoy ny Depiote Rodin

Efa tamin’ny andron’ny Itompokolahy Pr Zafy Albert no niketrehan-dRaboanarijaona Holijaona an’io IEM io, hoy ny fanehoan-kevitry ny depiote voafidy tany Arivonimimamo Rakotomanjato Rodin.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Aogositra 2019
Politique.Fanovana ny lalàna momba ny fanoherana Tsy misy idiran’ny governemanta, hoy ny praiminisitra

Hanolotra ny programa ankapoben’ny fanjakana na ny PGE eny amin’ny antenimieram-pirenena ny praiminisitra lehiben’ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
FTT