• Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Andry Rajoelina Tratry ny vely kobay, mikatso ny IEM

Nampahafantarina nandritra ny ny filankevitry ny minisitra ny alarobia lasa teo fa tsy maintsy ampifanarahana amin`ny velirano natao ny fametrahana ny tetibolam-panjakana 2020 izay tokony hiompana amin`ny fanatsarana ny fiainam-bahoaka amin`ny lafiny sosialy sy ny sehatry ny fambolena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Lehiben’ny mpanohitra “Hajao fotsiny ny lalàna efa misy dia izay”

Nitondra ny heviny mikasika ny adihevitra momba ny lalàna mifehy ny mpanohitra sy ny lehibeny ireo olon-tsotra nanaovana ny fanadihadiana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Aogositra 2019
Politique.Depiote Alain Ratsimbazafy “Ny lalàna 2011-013 ihany no fantatray !”

Volavolan-dalàna mikasika ny fanoherana ety anivon’ny antenimieram-pirenena no dinihin’ireo depiote amin’izao fotoana izao, raha ny fanazavan’ny depioten’Atsimondrano, Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Antoko politika maro eto Madagasikara « Mampieritreritra ihany ny fisiany”

Mifandrirotra ny mpanao politika amin`ny resaka fanoherana indrindra eo amin`ny lehiben`ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Antoko ABA « Tokony miala ny mpitondra tsy mahay politika ! »

Matoa misy vondrona iray mitsangana dia manana anto-pisiana na « ideologie », hoy ny sekretera nasionalin’ny antoko politika ABA,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Aogositra 2019
Politique.Lalàna momba ny fanoherana “Misy fahabangana”, hoy Ranesa Firiana

Teto Madagasikara dia teraka, taorian`ny fandanian`ny vahoaka Malagasy ny lalàmpanorenana tamin`ny taona 2010, ny fisian`ny fanoherana manara-drafitra ao anatin`ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT