• Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Fampandrosoana an`Antananarivo Miainga avy amin`ny tsirairay

Amin`ny ankapobeny, ny fampandrosoana dia tsy maintsy miankina amin’ny mpitondra sy ny entina. Itsy voalohany dia miandraikitra ny fanatsarana ny lafiny toekarena sy ny sosialy. Ao anatin`izany, ny fampandrosoana entin`ny mpandraharaha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Lalàna mifehy ny mpanohitra Holanian’ny depiote anio…

Lahadinika teny amin’ny antenimieram-pirenena eny Tsimbazaza omaly ny volavolan-dalàna mifehy ny fanoherana. Tsy mbola nisy ny zavatra tena tapaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Politique.Antananarivo Renivohitra Hisy kandida ben’ny tanàna tsy ampoizina ?

Amin’ny 29 aogositra izao no hisokatra ny fandraisana ny antontan-taratasy ho an’ny kandida ho ben’ny tanàna sy mpanolotsaina monisipaly ho an’ny fifidianana hatao ny 27 novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Politique.Fampiasam-bolan’ireo kandida filoha Tsy mbola navoakan’ny Komity mpanara-maso ny tatitra

Takian’ny lalàna fototra 2018-008 momba ny fifidianana sy ny fitsapankevi-bahoaka ny fangaraharahan’ny kaonty sy ny fampiasam-bola amin’ny fampielezan-kevitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Fa nahoana no tena atahorana mafy ?

Nanomboka ny taona 2009 no nenjehina fatratra i Marc Ravalomanana ary natahorana mafy ny fidirany teto Madagasikara taorian’ny fanonganam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2019
Politique.Antenimieram-pirenena Nahena ny isan’ireo vondrona parlemantera

Nahena ny isan’ny vondrona parlemantera eny amin’ny Antenimieram-pirenena, araka ny fanovana tao anatin’ny fitsipika anatiny nolaniana tamin’ny tsangan-tanana omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT