• Alakamisy 22 Aogositra 2019
Politique.Depiote Randrianasolo Jean Nicolas Hampatsiahy ireo velirano mba hivadika ho asa tokoa

Ny filoha lefitry ny anteminieram-pirenena Malagasy Faritany Toliara, Jean Jacques Rabenirina, notronin'ny solombavambahoakan’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Governemanta sy loholona Miharihary ny ady mangatsiaka

Adiny fito sy fahefany teo ny fihaonana teny amin’ny Lapan’Anosikely nisian’ny fampahafantaran’ny praiminisitra Ntsay Christian ny politika ankapoben’ny fanjakana na ny PGE tamin’ny antenimierandoholona omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Fifidianana - CENI Haverina amin’ny laoniny ny anaran’ireo tsy tao anaty lisitra

Efa eo am-pijerena ireo anaran’ny olona tsy voasoratra tao anaty lisi-pifidianana ny eo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny Ceni.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Minisiteran`ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana Tokony ho matotra amin`izay..

Nantsoina haneho ny safidiny amin’izay ho ben’ny tanàna hitondra ny kaominina ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Imbiky Herilaza “Manan-danja ny fametrahana ben`ny tanàna eto Antananarivo”

“Tsy hitsara ireo zavatra efa lasa fa tokony hipetraka sy hitodika amin`ny tsaratsara kokoa isika. Mendrika zavatra tsara ny tanànan`Antananarivo amin`ny maha renivohitra azy”, hoy i Imbiki Herilaza, mpahay lalàna,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2019
Politique.Marc Ravalomanana Nolanian’ny depiote TIM ho lehiben’ny mpanohitra

I Marc Ravalomanana no nofidian’ireo depiote miisa 16 lany tamin’ny anaran’ny antoko Tiako I Madagasikara ho lehiben’ny mpanohitra, araka ny fifidianana notontosaina teny amin’ny foiben’ny TIM eny Ankadivato ny 19 aogositra teo.

Hamaky ny tohiny
FTT