• Talata 27 Aogositra 2019
Politique.Fanovana ny satan’ny fanoherana Tsipahin’ny RMDM hatramin’ny farany

Nolaniana amboletra teny amin’ny antenimieram-pirenena, ilay volavolan-dalàna mifehy ny mpanohitra, raha ny fanazavana azo. Mitsipika marin-drano an’izany atoa Alain Andriamiseza sy pasitera Edouard Tsarahame avy amin’ny vovonana Rodoben’ny Mpanohitra

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Politique.Raharaham-pirenena Mamofompofona korontana…

Nenjehina sy noharatsiana fatratra i Marc Ravalomanana ny taona 2009 tamin’ny resaka fiaraha-miasa nampiasan’ny vahiny tany tamin’ny alalan’ny orinasa Koreanina Daewoo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2019
Politique.Serge Zafimahova Ravao ny CFM fa tsy mahavaha olana

Misy ny karazana olana sy ny disadisa eny anivon’ny fiarahamonina. Tokony horavana tanteraka anefa ny komitin’ny fampihavanam-pirenena na ny CFM fa tsy mahavaha olana sy ny disadisam-piarahamonina io rafitra iray io.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Politique.Depiote Todisoa Andriamampandry “Mialà rehefa tsy mahavaha ny olam-bahoaka

” Tsy mbola depiote dia efa niasa, ary mitohy izany, hoy ny depiote Todisoa Andriamampandry nandritra ny nofon-kena mitam-pihavanana nentina nisaorana sy nanaovana tatitra ny vahoaka ny sabotsy teo, ka 2000 mahery ireo solontena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Politique.Sata mifehy ny mpanohitra Hihemotra ny fandinihana azy…

Mijanona ho adihevitra ary azo vinavinaina fa ho lavitra ny lalàna momba ny fanoherana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019
Politique.Fanjakana Rajoelina Tsy tena mahatoky ny fahefana azo…

Ny fanenjehana ny mpanohitra sy ny kajikajy politika mifandraika amin’izany miseho ankehitriny, dia porofo lehibe mivaingana fa tsy mahatoky tena sy tsy mahatoky valera ny Filoha Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Hamaky ny tohiny
FTT