- Alarobia 28 Aogositra 2019
Politique.2009-2019 Misy afera maro tsy mazavazava
Misy zavatra sy tranga marobe tsy mazavazava mifandraika amin’ny politika maizina teto Madagasikara nanomboka ny 2009 hatramin’izao 2019 izao.
Hamaky ny tohinyMisy zavatra sy tranga marobe tsy mazavazava mifandraika amin’ny politika maizina teto Madagasikara nanomboka ny 2009 hatramin’izao 2019 izao.
Hamaky ny tohinyFantatra fa 28 miliara ariary no andrasan'ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ahafahana manatanteraka fifidianana ben'ny tanàna sy mpanolotsaina ny 27 novambra ho avy izao nefa tsy mbola tonga eny amin'ny CENI amin'izao.
Hamaky ny tohinyMihantona tanteraka ny fanoherana amin'izao ary miandry ny fivoriana tsy ara-potoana manaraka ny fandaniana ny lalàna mifehy ny fanoherana.
Hamaky ny tohinyManoloana ny resaka roritina mikasika ny fifidianana filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra farany teo izay hita ho lasa hampifangaroan’ireo mpamakafaka sy mpiady hevitra azy
Hamaky ny tohinyMisy mpanolotsaina ve ny fitondrana fa toa tsy misy mahafantatra ny fe-potoana hahavitana asa ireo tompon’andraikitra.
Hamaky ny tohinyBetsaka ny resaka mandeha sy ny fanaratsiana ary ny lainga izay toa mampihomehy ihany satria ny samy Malagasy dia tokony hiray hina sy hampiseho fiaraha-miasa hanarina amin’ny maha « Soa iombonan'ny Malagasy an'Antananarivo Renivohitra »,
Hamaky ny tohiny