• Zoma 23 Aogositra 2019
Politique.Lalàna Brunelle Fasan'ny demokrasia

Adihevitra tsy vita ny tolo-dalàna 01-2019/PL Razafitsiandraofa Jean Brunelle nanovana ny lalàna mifehy ny fanoherana sy ny antoko mpanohitra, izay efa nolanian’ireo depiote mpomba ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2019
Politique.Fitsinjaram-pahefana Afaka mahavita tena ireo vondrom-paritra raha…

Maro ireo vahaolana azo eritreretina amin`ny fametrahana ny tena fitsinjaram-pahefana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Politique.Ramboasalama Emilien “Mivadika amin`ny teniny ny filoham-pirenena”

Ny fisian`ny lalana tsara lamina dia antoka mampitony ny sain`ny Malagasy ary mitombin-tsaina izy ireo manao ny asany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Politique.Minisitry ny atitany “Tany tan-dalàna eto ka aoka hifanaja”

“Mahavariana raha nanolotra lehiben`ny mpanohitra ny vondrona parlementera Tiako I Madagasikara”, hoy ny minisitry ny atitany sy ny fitsinjaram-pahefana, Tianarivelo Razafimahefa omaly tetsy amin`ny Antenimieram-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Politique.Kandida ho ben’ny tanàna Tsy maintsy nahaloa hetra ara-dalàna

Voafaritra ao anatin’ny didim-panjakana laharana 2019-1541 tamin’ny 14 aogositra lasa mikasika ny fepetra mila fenoin’ireo kandida ny fanamarina fa nandoa hetra ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 22 Aogositra 2019
Politique.Depiote TIM “Tsy hiray tsikombakomba amin’ny ratsy izahay”

Taorian’ny fivoriana niarahanay tamin’ny Birao politikan’ny TIM, dia nanapa-kevitra izahay Vondrona Parlemantera TIM,

Hamaky ny tohiny
FTT