- Alakamisy 29 Aogositra 2019
Politique.Kajikajy politika Sefom-pokontany 14 nesorina
Mahatratra 14 ny isan’ireo sefom-pokontany nesorina tamin’ny toerany, omaly.
Hamaky ny tohinyMahatratra 14 ny isan’ireo sefom-pokontany nesorina tamin’ny toerany, omaly.
Hamaky ny tohinyTezitra, sorena, sosotra ireo mpampianatra saika hanatrika ny fametrahana ny samboadin’ny depiote IRD voafidy tao Ambohidratrimo, ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’Ambohidratrimo.
Hamaky ny tohinyTonga nanome voninahitra ny filohan'ny Antenimierandoholona, Rivo Rakotovao, ny masoivohon'i Etazonia Michael Pelletier omaly tetsy amin'ny lapan'Anosikely.
Hamaky ny tohinyMitety faritra ankehitriny ny Hetsiky ny olompirenena miady amin’ny hala-bato sy ny hoso-pifidianana na ny HOM2HF.
Hamaky ny tohinyMisy ambadika politika ! Mandeha ny karazana fanaratsiana ny ben’ny tanànan’i Didy, ao amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, faritra Alaotra Mangoro.
Hamaky ny tohinyMarefo ny fanaovana politika eto amintsika ka sakana mipetraka ho an'ireo kandidà", hoy i Toavina Ralambomahay, mpanao politika sy mpanao gazety.
Hamaky ny tohiny