- Zoma 30 Aogositra 2019
Politique.Lalatiana Ravololomanana Tokony hovaina ny fanaovana politika eto amintsika
Tokony hovaina tanteraka ny fanaovana politika eto amintsika, hoy Ramatoa Ravololomanana Lalatiana.
Hamaky ny tohinyTokony hovaina tanteraka ny fanaovana politika eto amintsika, hoy Ramatoa Ravololomanana Lalatiana.
Hamaky ny tohinyNitaraina mafy tamin’ny tsy fahamatoran’ny fitondram-panjakana hiatrika ny fifidianana Ben’ny tanana omaly Rakotoarisoa Faniry Alban,
Hamaky ny tohinyRaha tsy misy politika dia tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny fiainam-bahoaka, hoy ny mpanolotsaina eo anivon’ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM,
Hamaky ny tohiny"Tsy mbola tokony hirosohana ny fifidianana ben'ny tanàna", hoy Pasteur Édouard Tsarahame, filoha lefitry ny Rodoben' ny Mpanohitra (RMDM).
Hamaky ny tohinyAzo lazaina ho efa saika azo daholo ireo taratasy sarotra alaina amin’ny filatsahan-kofidiana toy ny resaka hetra, ny bileta laharana fahatelo, ny fanamarinana maha olompirenena.
Hamaky ny tohinyBetsaka ny zavatra tsy fantatry ny rehetra manoloana ity fifidianana Ben’ny tanana izay hotanterahina ny 27 novambra ho avy izao ity.
Hamaky ny tohiny