• Zoma 20 Septambra 2019
Politique.Plan Emergence Madagascar Ireo mpamatsy vola mahazatra ihany no hanohana azy

Hevi-dehibe telo no nifantohan’ny fiaraha-midinika andiany faha-16 teo amin’ny governemanta Malagasy sy ny mpiara-miombon’antoka mikasika ny fampandrosoana omaly teny Mahazoarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Politique.Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Politique.Kandidà IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

Amin`ny 24 septambra izao no hivoaka ny tatitra ofisialy havoakan` ny CENI momba ireo kandidà hirotsaka hofidiana ben`ny tanàna ary

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Politique.Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

Mahagaga, hoy ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, fa efa tamin’ny 9 jolay no tafapetraka tao amin’ny biraon’ny fitsarana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Politique.Mpanolotsain`ny tanàna Manana andraikitra goavana

Ny lalàmpanorenana ao amin`ny and. faha 150-151 dia mamaritra ny andraikitry ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. Mizara roa ny ao amin`ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Septambra 2019
Politique.Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

Krizy politika fahadimy no andalovan`i Madagasikara taorian`ny famerenana ny fahaleovantenany. Ireo krizy nifanesy, nanomboka ny taona 1972 hatramin`ny aprily 2018,

Hamaky ny tohiny
FTT