Finoana

Fahatongavan’i Papa François Mitondra ny anjara birikiny ihany koa ny CUA


  • Zoma 21 Jona 2019

Nidina ifotony hijery ny toerana lehibe handraisana an’ny Papa Ray Masina eny Soamandrakizay Androhibe ny Kaominina omaly tolakandro.

Hetsika tafiditra amin’ny fanoman’ny Kaominina ny fandraisana an’ny Papa François. Amin’io tany malalaka an’ny Diosezy katolika eny Soamandrakizay io no hihaonan’i Papa François, amin’ny mpino avy amin’ny lafivalon’ny Nosy, indrindra ny katolika, ary koa hanatanterahany lamesa lehibe ny alahady 8 septambra 2019. Ho avy hitsidika an’i Madagasikara ny Papa Ray Masina ny 6 ka hatramin’ny 8 septambra 2019 izao. Izy no Papa faharoa hitsidika an’i Madagasikara, taorian’i Papa Jean Paul II, telopolo taona lasa izay.

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Finoana

  • JALSA SALANA 2026
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Niara-nivavaka ireo Mozolomanina Ahmadiyya

  • Fonja Antanimora
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Voafonja 80 vita batisa

  • HETSIKA MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Fahombiazana tanteraka

  • MANDRESY TOUR
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

2026 TOAMASINA Ho avy ary nahao

  • Pasteur Mailhol
  • Alarobia 26 Aogositra 2026

Mamporisika ny tanora

  • Fiangonana
  • Talata 25 Aogositra 2026

Loteranina malagasy nohavaozina

Hijery ny tohiny
FTT